# Raha ny Fanahin ... no velona ao aminareo Raisin'i Paoly ho miaina ao amin'ireo mpamakiny ny Fanahy Masina. DH: "Satria ny Fanahy ... velona ao aminareo" # Izy izay nanangana "Andriamanitra, izay nanangana" # nanangana Eto izany dia midika hoe: mahatonga ny olona iray ho velona indray. # tenanareo izay mety maty "vatana ara-nofo" na "vatana, izay ho faty indray andro any"