plt_tn/rom/08/11.md

385 B

Raha ny Fanahin ... no velona ao aminareo

Raisin'i Paoly ho miaina ao amin'ireo mpamakiny ny Fanahy Masina. DH: "Satria ny Fanahy ... velona ao aminareo"

Izy izay nanangana

"Andriamanitra, izay nanangana"

nanangana

Eto izany dia midika hoe: mahatonga ny olona iray ho velona indray.

tenanareo izay mety maty

"vatana ara-nofo" na "vatana, izay ho faty indray andro any"