plt_tn/rom/08/06.md

581 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy ny mampifanohitra ny nofo amin'ny Fanahy izay hananantsika ankehitriny i Paoly.

ny fisainana miorina amin'ny nofo ... ny fisainana miorina amin'ny Fanahy

Eto Paoly dia miresaka momba ny "nofo" ary koa ny "fanahy" ho toy ny olona miaina. DH: "ny fomba fisainan'ny olona mpanota ... ny fomba fisainan'ny olona izay mihaino ny Fanahy Masina"

fahafatesana

Eto izany dia midika fisarahan'ny olona amin'Andriamanitra.

Ireo izay ao amin'ny nofo

Io dia maneho ny olona izay manao izay asain'ny toetra ratsin'izy ireo ataon'izy ireo.