# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy ny mampifanohitra ny nofo amin'ny Fanahy izay hananantsika ankehitriny i Paoly. # ny fisainana miorina amin'ny nofo ... ny fisainana miorina amin'ny Fanahy Eto Paoly dia miresaka momba ny "nofo" ary koa ny "fanahy" ho toy ny olona miaina. DH: "ny fomba fisainan'ny olona mpanota ... ny fomba fisainan'ny olona izay mihaino ny Fanahy Masina" # fahafatesana Eto izany dia midika fisarahan'ny olona amin'Andriamanitra. # Ireo izay ao amin'ny nofo Io dia maneho ny olona izay manao izay asain'ny toetra ratsin'izy ireo ataon'izy ireo.