plt_tn/rom/08/06.md

16 lines
581 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy ny mampifanohitra ny nofo amin'ny Fanahy izay hananantsika ankehitriny i Paoly.
# ny fisainana miorina amin'ny nofo ... ny fisainana miorina amin'ny Fanahy
Eto Paoly dia miresaka momba ny "nofo" ary koa ny "fanahy" ho toy ny olona miaina. DH: "ny fomba fisainan'ny olona mpanota ... ny fomba fisainan'ny olona izay mihaino ny Fanahy Masina"
# fahafatesana
Eto izany dia midika fisarahan'ny olona amin'Andriamanitra.
# Ireo izay ao amin'ny nofo
Io dia maneho ny olona izay manao izay asain'ny toetra ratsin'izy ireo ataon'izy ireo.