plt_tn/rom/08/01.md

730 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamaly ny ady eo amin'ny fahotana sy ny tsara ao aminy i Paoly.

Ary noho izany tsy misy fanamelohana intsony ankehitriny ho an'ireo izay ao amin'i Kristy Jesosy

Eto ny teny hoe "fanamelohana" dia ilazana ny famaizana ny olona. DH: "Andriamanitra dia tsy hanameloka ary tsy hanasazy ireo izay mikambana amin'i Kristy Jesosy"

Noho izany

"noho izany antony izany" na "satria marina izay vao nolazaiko taminareo"

Fa ny fitsipikin'ny Fanahin'ny fiainana ao amin'i Jesosy Krist

Ilazana ny fanahin'Andriamanitra io. DH: "Ny Fanahin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy"

fitsipikin'ny fahotana sy ny fahafatesana.

Ilazana ny toetra maha-mpanota antsika izay manery antsika hanota io.