# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamaly ny ady eo amin'ny fahotana sy ny tsara ao aminy i Paoly. # Ary noho izany tsy misy fanamelohana intsony ankehitriny ho an'ireo izay ao amin'i Kristy Jesosy Eto ny teny hoe "fanamelohana" dia ilazana ny famaizana ny olona. DH: "Andriamanitra dia tsy hanameloka ary tsy hanasazy ireo izay mikambana amin'i Kristy Jesosy" # Noho izany "noho izany antony izany" na "satria marina izay vao nolazaiko taminareo" # Fa ny fitsipikin'ny Fanahin'ny fiainana ao amin'i Jesosy Krist Ilazana ny fanahin'Andriamanitra io. DH: "Ny Fanahin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy" # fitsipikin'ny fahotana sy ny fahafatesana. Ilazana ny toetra maha-mpanota antsika izay manery antsika hanota io.