plt_tn/rom/08/01.md

20 lines
730 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamaly ny ady eo amin'ny fahotana sy ny tsara ao aminy i Paoly.
# Ary noho izany tsy misy fanamelohana intsony ankehitriny ho an'ireo izay ao amin'i Kristy Jesosy
Eto ny teny hoe "fanamelohana" dia ilazana ny famaizana ny olona. DH: "Andriamanitra dia tsy hanameloka ary tsy hanasazy ireo izay mikambana amin'i Kristy Jesosy"
# Noho izany
"noho izany antony izany" na "satria marina izay vao nolazaiko taminareo"
# Fa ny fitsipikin'ny Fanahin'ny fiainana ao amin'i Jesosy Krist
Ilazana ny fanahin'Andriamanitra io. DH: "Ny Fanahin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy"
# fitsipikin'ny fahotana sy ny fahafatesana.
Ilazana ny toetra maha-mpanota antsika izay manery antsika hanota io.