plt_tn/rom/07/22.md

20 lines
701 B
Markdown

# Fa miravoravo ao amin'ny lalàn'Andriamanitra aho amin'ny fanahy maha olona
Izany dia fanahin'ny olona matoky an'i Kristy izay vao novelomina indray.
# Kanefa mahita fitsipika iray hafa ao amin'ny momba ny tenako aho. Izany dia miady amin'izany fitsipika vaovao ao an-tsaiko izany. Mihazona ahy ho babo
''Izay asain'ny toetrako taloha ataoko ihany no haiko atao, tsy miaina ny lalam-baovao izay asehon'ny Fanahy ahy aho"
# fitsipika vaovao
Toetran'ilay velona ara-panahy vaovao izany.
# fitsipika iray hafa ao amin'ny momba ny tenako aho
Izany dia ny toetra taloha, ny fomban'ny olona rehefa teraka.
# ny fitsipiky ny fahotana izay ao amin'ny momban'ny tenako.
"ny toetra maha-mpanota ahy"