# Fa miravoravo ao amin'ny lalàn'Andriamanitra aho amin'ny fanahy maha olona Izany dia fanahin'ny olona matoky an'i Kristy izay vao novelomina indray. # Kanefa mahita fitsipika iray hafa ao amin'ny momba ny tenako aho. Izany dia miady amin'izany fitsipika vaovao ao an-tsaiko izany. Mihazona ahy ho babo ''Izay asain'ny toetrako taloha ataoko ihany no haiko atao, tsy miaina ny lalam-baovao izay asehon'ny Fanahy ahy aho" # fitsipika vaovao Toetran'ilay velona ara-panahy vaovao izany. # fitsipika iray hafa ao amin'ny momba ny tenako aho Izany dia ny toetra taloha, ny fomban'ny olona rehefa teraka. # ny fitsipiky ny fahotana izay ao amin'ny momban'ny tenako. "ny toetra maha-mpanota ahy"