plt_tn/rom/07/22.md

701 B

Fa miravoravo ao amin'ny lalàn'Andriamanitra aho amin'ny fanahy maha olona

Izany dia fanahin'ny olona matoky an'i Kristy izay vao novelomina indray.

Kanefa mahita fitsipika iray hafa ao amin'ny momba ny tenako aho. Izany dia miady amin'izany fitsipika vaovao ao an-tsaiko izany. Mihazona ahy ho babo

''Izay asain'ny toetrako taloha ataoko ihany no haiko atao, tsy miaina ny lalam-baovao izay asehon'ny Fanahy ahy aho"

fitsipika vaovao

Toetran'ilay velona ara-panahy vaovao izany.

fitsipika iray hafa ao amin'ny momba ny tenako aho

Izany dia ny toetra taloha, ny fomban'ny olona rehefa teraka.

ny fitsipiky ny fahotana izay ao amin'ny momban'ny tenako.

"ny toetra maha-mpanota ahy"