plt_tn/rom/05/10.md

20 lines
677 B
Markdown

# isika ...
Ny "isika" sy "-ntsika" rehetra eto dia manondro ireo mpino rehetra.
# ny Zanany ... ny ainy
"Zanak'Andriamanitra ... ny ain'ny zanak'Andriamanitra"
# ia nihavana tamin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fahafatesan'ny Zanany
Ny fahafatesan'ny Zanak'Andriamanitra dia nanome famelana mandrakizay ary nahatonga antsika ho mpinamana amin'Andriamanitra. Azonao adika hoe DH: "Namela antsika hanana fifandraisana feno fihavanana aminy Andriamanitra satria maty ho antsika ny Zanany lahy"
# Zanaka
Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra io.
# rehefa avy nampihavanina
Afaka adika hoe DH: "rehefa nataon'Andriamanitra ho namany indray isika"