# isika ... Ny "isika" sy "-ntsika" rehetra eto dia manondro ireo mpino rehetra. # ny Zanany ... ny ainy "Zanak'Andriamanitra ... ny ain'ny zanak'Andriamanitra" # ia nihavana tamin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fahafatesan'ny Zanany Ny fahafatesan'ny Zanak'Andriamanitra dia nanome famelana mandrakizay ary nahatonga antsika ho mpinamana amin'Andriamanitra. Azonao adika hoe DH: "Namela antsika hanana fifandraisana feno fihavanana aminy Andriamanitra satria maty ho antsika ny Zanany lahy" # Zanaka Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra io. # rehefa avy nampihavanina Afaka adika hoe DH: "rehefa nataon'Andriamanitra ho namany indray isika"