plt_tn/rom/05/10.md

677 B

isika ...

Ny "isika" sy "-ntsika" rehetra eto dia manondro ireo mpino rehetra.

ny Zanany ... ny ainy

"Zanak'Andriamanitra ... ny ain'ny zanak'Andriamanitra"

ia nihavana tamin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fahafatesan'ny Zanany

Ny fahafatesan'ny Zanak'Andriamanitra dia nanome famelana mandrakizay ary nahatonga antsika ho mpinamana amin'Andriamanitra. Azonao adika hoe DH: "Namela antsika hanana fifandraisana feno fihavanana aminy Andriamanitra satria maty ho antsika ny Zanany lahy"

Zanaka

Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra io.

rehefa avy nampihavanina

Afaka adika hoe DH: "rehefa nataon'Andriamanitra ho namany indray isika"