plt_tn/rom/04/20.md

548 B

tsy nisalasala tamin'ny tsy finoana

Afaka adika hoe DH: "niasa tamin'ny finoana hatrany"

niha-nahery tamin'ny finoana

Afaka adika hoe DH: "Niha-nahery tamin'ny finoany izy"

Resy lahatra tanteraka izy

"resy lahatra tanteraka Abrahama"

afaka tanterahany ihany koa

'Andriamanitra dia afaka manatanteraka"

Noho izany dia nisaina ho azy ho fahamarinana izany.

Afaka adika hoe DH: "Noho izany dia nisain'Andriamanitra ho fahamarinana ny finoan'i Abrahama " na "Noho izany dia noraisin'Andriamanitra ho marina Abrahama satria Nino azy"