# tsy nisalasala tamin'ny tsy finoana Afaka adika hoe DH: "niasa tamin'ny finoana hatrany" # niha-nahery tamin'ny finoana Afaka adika hoe DH: "Niha-nahery tamin'ny finoany izy" # Resy lahatra tanteraka izy "resy lahatra tanteraka Abrahama" # afaka tanterahany ihany koa 'Andriamanitra dia afaka manatanteraka" # Noho izany dia nisaina ho azy ho fahamarinana izany. Afaka adika hoe DH: "Noho izany dia nisain'Andriamanitra ho fahamarinana ny finoan'i Abrahama " na "Noho izany dia noraisin'Andriamanitra ho marina Abrahama satria Nino azy"