plt_tn/rom/04/20.md

20 lines
548 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy nisalasala tamin'ny tsy finoana
Afaka adika hoe DH: "niasa tamin'ny finoana hatrany"
# niha-nahery tamin'ny finoana
Afaka adika hoe DH: "Niha-nahery tamin'ny finoany izy"
# Resy lahatra tanteraka izy
"resy lahatra tanteraka Abrahama"
# afaka tanterahany ihany koa
'Andriamanitra dia afaka manatanteraka"
# Noho izany dia nisaina ho azy ho fahamarinana izany.
Afaka adika hoe DH: "Noho izany dia nisain'Andriamanitra ho fahamarinana ny finoan'i Abrahama " na "Noho izany dia noraisin'Andriamanitra ho marina Abrahama satria Nino azy"