plt_tn/rom/04/18.md

20 lines
663 B
Markdown

# Na dia teo aza ireo zava-mitranga ivelany
Ny hevitra fenon'ny "zava-mitranga ivelany" dia afaka azavaina tsara. DH: "Na dia toa tsy hay atao ho azy intsony aza ny hanana taranaka"
# Ka tonga rain'ny firenena maro izy
''Ary ny vokatry ny finoan'i Abrahama dia tonga rain'ny firenena maro izy"
# araka izay efa voalaza
Afaka adika hoe DH: " Araka izay nolazain'Andriamanitra tamin'i Abrahama"
# dia toy izany ny taranakao
Ny fampanantenana feno izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama dia afaka atao azava kokoa. DH: "Hanana taranaka maro tsy tambo isaina ianao "
# Tsy narefo tamin'ny finoana izy
Afaka adika hoe DH: "Nitoetra mafy tamin'ny finoany izy"