# Na dia teo aza ireo zava-mitranga ivelany Ny hevitra fenon'ny "zava-mitranga ivelany" dia afaka azavaina tsara. DH: "Na dia toa tsy hay atao ho azy intsony aza ny hanana taranaka" # Ka tonga rain'ny firenena maro izy ''Ary ny vokatry ny finoan'i Abrahama dia tonga rain'ny firenena maro izy" # araka izay efa voalaza Afaka adika hoe DH: " Araka izay nolazain'Andriamanitra tamin'i Abrahama" # dia toy izany ny taranakao Ny fampanantenana feno izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama dia afaka atao azava kokoa. DH: "Hanana taranaka maro tsy tambo isaina ianao " # Tsy narefo tamin'ny finoana izy Afaka adika hoe DH: "Nitoetra mafy tamin'ny finoany izy"