plt_tn/rom/04/18.md

663 B

Na dia teo aza ireo zava-mitranga ivelany

Ny hevitra fenon'ny "zava-mitranga ivelany" dia afaka azavaina tsara. DH: "Na dia toa tsy hay atao ho azy intsony aza ny hanana taranaka"

Ka tonga rain'ny firenena maro izy

''Ary ny vokatry ny finoan'i Abrahama dia tonga rain'ny firenena maro izy"

araka izay efa voalaza

Afaka adika hoe DH: " Araka izay nolazain'Andriamanitra tamin'i Abrahama"

dia toy izany ny taranakao

Ny fampanantenana feno izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama dia afaka atao azava kokoa. DH: "Hanana taranaka maro tsy tambo isaina ianao "

Tsy narefo tamin'ny finoana izy

Afaka adika hoe DH: "Nitoetra mafy tamin'ny finoany izy"