plt_tn/rom/04/04.md

20 lines
696 B
Markdown

# Ary ho an'izay miasa, ny karamany dia tsy isaina ho fahasoavana, fa ho izay sahaza azy
Io dia mamaritra toe-javatra iray izay hiandrasan'ny olona iray izay miasa ny handray ny karamany nohon'ny asa. Izany olona izany dia tsy mihevitra ny karama ho fanomezana maimaimpoana na "fahasoavana."
# valiny
"karama" na "vola" na "izay azony tamin'ny asa"
# izay nampitrosaina
Afaka adika hoe: "izay trosan'ny mpampiasa azy aminy"
# Ilay tokana izay manamarina
"Andriamanitra, izay manamarina"
# dia isaina ho fahamarinana ny finoany.
Afaka adika hoe DH: "raisin'Andriamanitra ho fahamarinana ny finoan'izany olona izany." na "raisin'Andriamanitra ho marina noho ny finoany izany olona izany"