plt_tn/rom/04/04.md

696 B

Ary ho an'izay miasa, ny karamany dia tsy isaina ho fahasoavana, fa ho izay sahaza azy

Io dia mamaritra toe-javatra iray izay hiandrasan'ny olona iray izay miasa ny handray ny karamany nohon'ny asa. Izany olona izany dia tsy mihevitra ny karama ho fanomezana maimaimpoana na "fahasoavana."

valiny

"karama" na "vola" na "izay azony tamin'ny asa"

izay nampitrosaina

Afaka adika hoe: "izay trosan'ny mpampiasa azy aminy"

Ilay tokana izay manamarina

"Andriamanitra, izay manamarina"

dia isaina ho fahamarinana ny finoany.

Afaka adika hoe DH: "raisin'Andriamanitra ho fahamarinana ny finoan'izany olona izany." na "raisin'Andriamanitra ho marina noho ny finoany izany olona izany"