# Ary ho an'izay miasa, ny karamany dia tsy isaina ho fahasoavana, fa ho izay sahaza azy Io dia mamaritra toe-javatra iray izay hiandrasan'ny olona iray izay miasa ny handray ny karamany nohon'ny asa. Izany olona izany dia tsy mihevitra ny karama ho fanomezana maimaimpoana na "fahasoavana." # valiny "karama" na "vola" na "izay azony tamin'ny asa" # izay nampitrosaina Afaka adika hoe: "izay trosan'ny mpampiasa azy aminy" # Ilay tokana izay manamarina "Andriamanitra, izay manamarina" # dia isaina ho fahamarinana ny finoany. Afaka adika hoe DH: "raisin'Andriamanitra ho fahamarinana ny finoan'izany olona izany." na "raisin'Andriamanitra ho marina noho ny finoany izany olona izany"