plt_tn/rom/03/15.md

20 lines
961 B
Markdown

# izy ireo ... izy ireo ... Ireny olona ireny ... izy ireo
Ireo teny ireo dia manondro ireo Jiosy sy ireo Grika ao amin'ny 3:9.
# Ny tongotr'izy ireo dia havanana amin'ny fandatsahan-drà
Eto ny teny hoe "tongotra" dia sarin-teny ilazana ireo olona. Ny teny hoe "rà" dia sarin-teny maneho ny famonoana olona. DH: "Izy ireo dia mailaka ny hamely sy hamono olona"
# Ny fanimbana sy ny fijaliana dia eny amin'ny lalan'izy ireo
Eto ny teny hoe "fanimbana sy fijaliana" dia maneho ny famelezana hataon'ireo olona ireo mba hampijaliana ny hafa. DH: "Izy ireo da miezaka ny hamotika ny hafa ary mahatonga azy ireo hijaly"
# ny lalan'ny fiadanana
"ahoana ny miaina am-piadanana miaraka amin'ny hafa."
# Tsy mba misy tahotra an'Andriamanitra eo anoloan'ny mason'izy ireo.''
Eto ny teny hoe '"tahotra" dia maneho ny fanajana an'Andriamanitra ary finiavana hanome voninahitra azy. DH: "Ny rehetra dia mandà ny hanome an'Andriamanitra ny haja izay mendrika Azy"