plt_tn/rom/01/28.md

564 B

Satria tsy nanaiky ny hanana an'Andriamanitra ao amin'ny fieritreretany izy ireo

''Tsy nihevitra izy ireo fa ilaina ny mahalala an'Andriamanitra"

izy ireo ... azy ireo ... azy ireo

Ireo teny ireo dia manondro ny "olombelona" tao amin'ny 1:18

dia nomeny saina tsy mendrika izy ireo

Eto ny teny "saina tsy mendrika" dia midika fisainana izay tsy mieritreritra afa-tsy faharatsiana. DH: "Andriamanitra namelan'ny sain'izy ireo, izay nofenoin'izy ireo fiheveran-dratsy sy zava-poana, mba hibaiko tanteraka azy ireo"

tsy mety

"mahamenatra" na "mpanota"