plt_tn/rom/01/28.md

16 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Satria tsy nanaiky ny hanana an'Andriamanitra ao amin'ny fieritreretany izy ireo
''Tsy nihevitra izy ireo fa ilaina ny mahalala an'Andriamanitra"
# izy ireo ... azy ireo ... azy ireo
Ireo teny ireo dia manondro ny "olombelona" tao amin'ny 1:18
# dia nomeny saina tsy mendrika izy ireo
Eto ny teny "saina tsy mendrika" dia midika fisainana izay tsy mieritreritra afa-tsy faharatsiana. DH: "Andriamanitra namelan'ny sain'izy ireo, izay nofenoin'izy ireo fiheveran-dratsy sy zava-poana, mba hibaiko tanteraka azy ireo"
# tsy mety
"mahamenatra" na "mpanota"