# Satria tsy nanaiky ny hanana an'Andriamanitra ao amin'ny fieritreretany izy ireo ''Tsy nihevitra izy ireo fa ilaina ny mahalala an'Andriamanitra" # izy ireo ... azy ireo ... azy ireo Ireo teny ireo dia manondro ny "olombelona" tao amin'ny 1:18 # dia nomeny saina tsy mendrika izy ireo Eto ny teny "saina tsy mendrika" dia midika fisainana izay tsy mieritreritra afa-tsy faharatsiana. DH: "Andriamanitra namelan'ny sain'izy ireo, izay nofenoin'izy ireo fiheveran-dratsy sy zava-poana, mba hibaiko tanteraka azy ireo" # tsy mety "mahamenatra" na "mpanota"