plt_tn/rom/01/07.md

524 B

Ity taratasy ity dia ho an'ireo rehetra ao Roma, izay malalan'Andriamanitra, izay voaantso ho olo-masina

Azo adika hoe DH: "Manoratra ity taratasy ity ho anareo rehetra ao Roma izay tian'Andriamanitra sy nofidiny ho olony aho"

Ho aminareo anie ny fahasoavana, sy fiadanana

Azo adika hoe DH: " Andriamanitra anie hanome anareo fahasoavana sy fiadanana" na "Andriamanitra anie hitahy anareo sy hanome fiadanana ao anatinareo."

Andriamanitra Raintsika

Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.