# Ity taratasy ity dia ho an'ireo rehetra ao Roma, izay malalan'Andriamanitra, izay voaantso ho olo-masina Azo adika hoe DH: "Manoratra ity taratasy ity ho anareo rehetra ao Roma izay tian'Andriamanitra sy nofidiny ho olony aho" # Ho aminareo anie ny fahasoavana, sy fiadanana Azo adika hoe DH: " Andriamanitra anie hanome anareo fahasoavana sy fiadanana" na "Andriamanitra anie hitahy anareo sy hanome fiadanana ao anatinareo." # Andriamanitra Raintsika Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.