plt_tn/rom/01/07.md

12 lines
524 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ity taratasy ity dia ho an'ireo rehetra ao Roma, izay malalan'Andriamanitra, izay voaantso ho olo-masina
Azo adika hoe DH: "Manoratra ity taratasy ity ho anareo rehetra ao Roma izay tian'Andriamanitra sy nofidiny ho olony aho"
# Ho aminareo anie ny fahasoavana, sy fiadanana
Azo adika hoe DH: " Andriamanitra anie hanome anareo fahasoavana sy fiadanana" na "Andriamanitra anie hitahy anareo sy hanome fiadanana ao anatinareo."
# Andriamanitra Raintsika
Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.