plt_tn/rev/21/01.md

343 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba an'i Jerosalema vaovao.

Avy eo aho nahita

Eto ny hoe: "aho" dia maneho an'i Jaona.

tahaka ny ampakarina ampihaingoana ho an'ny vadiny

Izany dia mampitaha an'i Jerosalema vaovao amin'ny ampakarina, izay mampihaingo tsara ny tenany ho an'ny vadiny.