# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba an'i Jerosalema vaovao. # Avy eo aho nahita Eto ny hoe: "aho" dia maneho an'i Jaona. # tahaka ny ampakarina ampihaingoana ho an'ny vadiny Izany dia mampitaha an'i Jerosalema vaovao amin'ny ampakarina, izay mampihaingo tsara ny tenany ho an'ny vadiny.