plt_tn/rev/21/01.md

12 lines
343 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba an'i Jerosalema vaovao.
# Avy eo aho nahita
Eto ny hoe: "aho" dia maneho an'i Jaona.
# tahaka ny ampakarina ampihaingoana ho an'ny vadiny
Izany dia mampitaha an'i Jerosalema vaovao amin'ny ampakarina, izay mampihaingo tsara ny tenany ho an'ny vadiny.