plt_tn/rev/20/09.md

912 B

Niakatra ... izy ireo

"Ireo tafik'i Satana niakatra"

ilay tanàna malala

Izany dia maneho an'i Jerosalema.

nisy afo nidina avy tany an-danitra ary nandripaka azy ireo

Eto Jaona dia miresaka ny afo toy ny hoe velona izany. DH: "Andriamanitra dia nandefa ny afo avy any an-danitra handoro azy ireo"

Ny devoly, izay namitaka azy ireo, dia natsipy

Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanipy ilay devoly izay namitaka azy ireo" na "Ny anjelin'Andriamanitra nanipy ilay devoly, izay namitaka azy ireo,"

farihy afo solifara

"farihin'ny afo izay mandoro amin'ny solifara" na "toerana feno afo izay mandoro amin'ny solifara." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:19.

toerana izay hanipazana ny bibi-dia sy ny mpaminany sandoka

Afaka atao hoe: "toerana izay nanipazany ny bibi-dia sy ny mpaminany sandoka ihany koa"

Ho ampijaliana ... izy ireo

Afaka atao hoe: "Andriamanitra hampijaly azy ireo"