plt_tn/rev/20/09.md

28 lines
912 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Niakatra ... izy ireo
"Ireo tafik'i Satana niakatra"
# ilay tanàna malala
Izany dia maneho an'i Jerosalema.
# nisy afo nidina avy tany an-danitra ary nandripaka azy ireo
Eto Jaona dia miresaka ny afo toy ny hoe velona izany. DH: "Andriamanitra dia nandefa ny afo avy any an-danitra handoro azy ireo"
# Ny devoly, izay namitaka azy ireo, dia natsipy
Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanipy ilay devoly izay namitaka azy ireo" na "Ny anjelin'Andriamanitra nanipy ilay devoly, izay namitaka azy ireo,"
# farihy afo solifara
"farihin'ny afo izay mandoro amin'ny solifara" na "toerana feno afo izay mandoro amin'ny solifara." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:19.
# toerana izay hanipazana ny bibi-dia sy ny mpaminany sandoka
Afaka atao hoe: "toerana izay nanipazany ny bibi-dia sy ny mpaminany sandoka ihany koa"
# Ho ampijaliana ... izy ireo
Afaka atao hoe: "Andriamanitra hampijaly azy ireo"