# Niakatra ... izy ireo "Ireo tafik'i Satana niakatra" # ilay tanĂ na malala Izany dia maneho an'i Jerosalema. # nisy afo nidina avy tany an-danitra ary nandripaka azy ireo Eto Jaona dia miresaka ny afo toy ny hoe velona izany. DH: "Andriamanitra dia nandefa ny afo avy any an-danitra handoro azy ireo" # Ny devoly, izay namitaka azy ireo, dia natsipy Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanipy ilay devoly izay namitaka azy ireo" na "Ny anjelin'Andriamanitra nanipy ilay devoly, izay namitaka azy ireo," # farihy afo solifara "farihin'ny afo izay mandoro amin'ny solifara" na "toerana feno afo izay mandoro amin'ny solifara." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:19. # toerana izay hanipazana ny bibi-dia sy ny mpaminany sandoka Afaka atao hoe: "toerana izay nanipazany ny bibi-dia sy ny mpaminany sandoka ihany koa" # Ho ampijaliana ... izy ireo Afaka atao hoe: "Andriamanitra hampijaly azy ireo"