plt_tn/rev/20/05.md

16 lines
563 B
Markdown

# Ny ambin'ireo maty
"Ireo olona maty hafa rehetra"
# mandra-pahatapitry ny arivo taona
"faran'ny 1000 taona"
# Eo anatrehan'izany dia tsy manan-kery ny fahafatesana faharoa
Eto Jaona dia mamaritra ny "fahafatesana" ho olona iray manana fahefana. DH: "Ireo olona ireo dia tsy hiaina ny fahafatesana faharoa"
# ny fahafatesana faharoa
"fahafatesana fanindroany." Faritana ho fanasaziana mandrakizay ao amin'ny farihin'ny afo ao amin'ny 20:13 ary 21:17 izany. DH: "fahafatesana farany ao amin'ny farihin'ny afo." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:10.