# Ny ambin'ireo maty "Ireo olona maty hafa rehetra" # mandra-pahatapitry ny arivo taona "faran'ny 1000 taona" # Eo anatrehan'izany dia tsy manan-kery ny fahafatesana faharoa Eto Jaona dia mamaritra ny "fahafatesana" ho olona iray manana fahefana. DH: "Ireo olona ireo dia tsy hiaina ny fahafatesana faharoa" # ny fahafatesana faharoa "fahafatesana fanindroany." Faritana ho fanasaziana mandrakizay ao amin'ny farihin'ny afo ao amin'ny 20:13 ary 21:17 izany. DH: "fahafatesana farany ao amin'ny farihin'ny afo." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:10.