plt_tn/rev/20/05.md

563 B

Ny ambin'ireo maty

"Ireo olona maty hafa rehetra"

mandra-pahatapitry ny arivo taona

"faran'ny 1000 taona"

Eo anatrehan'izany dia tsy manan-kery ny fahafatesana faharoa

Eto Jaona dia mamaritra ny "fahafatesana" ho olona iray manana fahefana. DH: "Ireo olona ireo dia tsy hiaina ny fahafatesana faharoa"

ny fahafatesana faharoa

"fahafatesana fanindroany." Faritana ho fanasaziana mandrakizay ao amin'ny farihin'ny afo ao amin'ny 20:13 ary 21:17 izany. DH: "fahafatesana farany ao amin'ny farihin'ny afo." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:10.