plt_tn/rev/20/04.md

20 lines
503 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ampahany manaraka amin'ny fahitan'i Jaona ity. Izy dia mamaritra fa nahita tampoka seza fiandrianana sy fanahin'ireo mpino.
# izay nomena fahefana mitsara
Afaka atao hoe: izay nomen'Andriamanitra fahefana mitsara"
# izay notapahin-doha
Afaka atao hoe: "ireo izay notapahin'ireo hafa ny lohany"
# ny fijoroana vavolombelona mahakasika an'i Jesosy
"satria nilaza ny marina momba an'i Jesosy izy ireo"
# Tonga velona indray izy ireo
"Velona indray izy ireo"