# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ampahany manaraka amin'ny fahitan'i Jaona ity. Izy dia mamaritra fa nahita tampoka seza fiandrianana sy fanahin'ireo mpino. # izay nomena fahefana mitsara Afaka atao hoe: izay nomen'Andriamanitra fahefana mitsara" # izay notapahin-doha Afaka atao hoe: "ireo izay notapahin'ireo hafa ny lohany" # ny fijoroana vavolombelona mahakasika an'i Jesosy "satria nilaza ny marina momba an'i Jesosy izy ireo" # Tonga velona indray izy ireo "Velona indray izy ireo"