plt_tn/rev/20/04.md

503 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ampahany manaraka amin'ny fahitan'i Jaona ity. Izy dia mamaritra fa nahita tampoka seza fiandrianana sy fanahin'ireo mpino.

izay nomena fahefana mitsara

Afaka atao hoe: izay nomen'Andriamanitra fahefana mitsara"

izay notapahin-doha

Afaka atao hoe: "ireo izay notapahin'ireo hafa ny lohany"

ny fijoroana vavolombelona mahakasika an'i Jesosy

"satria nilaza ny marina momba an'i Jesosy izy ireo"

Tonga velona indray izy ireo

"Velona indray izy ireo"