plt_tn/rev/19/19.md

515 B

Voasambotra ilay bibi-dia ary niaraka taminy ny mpaminany sandoka

Afaka atao hoe: "Ilay mpitaingina ilay soavaly fotsy dia nahasambotra an'ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka"

ny mariky ny bibi-dia

Marika maneho fa miankohoka amin'ilay bibi-dia ny olona iray. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 13:15.

Izy roa ireo dia natsipy velona

Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanipy velona an'ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka"

farihin'afo mirehitra solifara

"toerana feno afo mirehitra solifara"