# Voasambotra ilay bibi-dia ary niaraka taminy ny mpaminany sandoka Afaka atao hoe: "Ilay mpitaingina ilay soavaly fotsy dia nahasambotra an'ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka" # ny mariky ny bibi-dia Marika maneho fa miankohoka amin'ilay bibi-dia ny olona iray. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 13:15. # Izy roa ireo dia natsipy velona Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanipy velona an'ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka" # farihin'afo mirehitra solifara "toerana feno afo mirehitra solifara"