plt_tn/rev/19/19.md

16 lines
515 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Voasambotra ilay bibi-dia ary niaraka taminy ny mpaminany sandoka
Afaka atao hoe: "Ilay mpitaingina ilay soavaly fotsy dia nahasambotra an'ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka"
# ny mariky ny bibi-dia
Marika maneho fa miankohoka amin'ilay bibi-dia ny olona iray. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 13:15.
# Izy roa ireo dia natsipy velona
Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanipy velona an'ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka"
# farihin'afo mirehitra solifara
"toerana feno afo mirehitra solifara"