plt_tn/rev/19/06.md

425 B

Dia nandre izay toy ny feon'ny olona maro isa, toy ny firohondrohon'ny rano maro, sy toy ny fianjeran'ny kotroka mafy aho

Jaona dia miteny izay reny toy ny hoe feom-bahoaka maro, ny fikorinan'ny rano, ary kotroka faran'izay mafy.

Aleloia

Io teny io dia midika hoe "Midera an'Andriamanitra" na "Ndeha hidera an'Andriamanitra isika" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:1.

Fa ... ny Tompo

"Satria ... ny Tompo"