plt_tn/rev/19/06.md

12 lines
425 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Dia nandre izay toy ny feon'ny olona maro isa, toy ny firohondrohon'ny rano maro, sy toy ny fianjeran'ny kotroka mafy aho
Jaona dia miteny izay reny toy ny hoe feom-bahoaka maro, ny fikorinan'ny rano, ary kotroka faran'izay mafy.
# Aleloia
Io teny io dia midika hoe "Midera an'Andriamanitra" na "Ndeha hidera an'Andriamanitra isika" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:1.
# Fa ... ny Tompo
"Satria ... ny Tompo"