# Dia nandre izay toy ny feon'ny olona maro isa, toy ny firohondrohon'ny rano maro, sy toy ny fianjeran'ny kotroka mafy aho Jaona dia miteny izay reny toy ny hoe feom-bahoaka maro, ny fikorinan'ny rano, ary kotroka faran'izay mafy. # Aleloia Io teny io dia midika hoe "Midera an'Andriamanitra" na "Ndeha hidera an'Andriamanitra isika" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:1. # Fa ... ny Tompo "Satria ... ny Tompo"