plt_tn/rev/19/05.md

594 B

nisy feo nivoaka avy tao amin'ny seza fiandrianana

Eto Jaona dia miresaka ny "feo" toy ny hoe olona iray. DH: "olona iray niteny avy eo amin'ny seza fiandrianana"

Derao Andriamanitsika

Eto ny hoe: "-tsika" dia maneho an'ilay miteny sy ny mpanompon'Andriamanitra rehetra.

ianareo izay matahotra Azy

Eto ny hoe: "matahotra" dia tsy midika hoe matahotra an'Andriamanitra, fa manome voninahitra Azy. DH: "ianareo rehetra izay manome voninahitra Azy"

na ny tsy manan-danja na ny mahery

Ilay mpiteny dia mampiasa an'ireo teny ireo miaraka mba hidika hoe ny olon'Andriamanitra rehetra.