# nisy feo nivoaka avy tao amin'ny seza fiandrianana Eto Jaona dia miresaka ny "feo" toy ny hoe olona iray. DH: "olona iray niteny avy eo amin'ny seza fiandrianana" # Derao Andriamanitsika Eto ny hoe: "-tsika" dia maneho an'ilay miteny sy ny mpanompon'Andriamanitra rehetra. # ianareo izay matahotra Azy Eto ny hoe: "matahotra" dia tsy midika hoe matahotra an'Andriamanitra, fa manome voninahitra Azy. DH: "ianareo rehetra izay manome voninahitra Azy" # na ny tsy manan-danja na ny mahery Ilay mpiteny dia mampiasa an'ireo teny ireo miaraka mba hidika hoe ny olon'Andriamanitra rehetra.